Noor, deuxième dauphine.
Nampidirin'i tsikisariaka | 14 Mar, 2008Tamin'ny 07 mars 2008 tao amin'ny La Résidence Ankerana no nanao ny Fifampiarahaban'ny Tanora Andriandranando.
Nisy ny fifidianana izay ho Andriambavin'ny hatsaran-tarehy ka isan'ny nandray anjara i Noor, vavimatoan'i tsikisariaka, ary dia amin-kafaliana no hizarana aminareo eto izany vokatra izany satria dia izy no voahosotra ho "Deuxième Dauphine".
Toa izao ny lahatsoratra navoakan'ny www.sobika.com momba azy io :
09 MARS 2008 : Elections de Miss Andriandranando
07/03/08 : Voici un (petit) reportage sur l'élection de Miss Andriandranando. Les Andriandranando sont une des grandes familles issues de la noblesse malagasy. Ils ont organisé une sympathique soirée de Miss tout a fait honorifique. Une élection qui s'est tenue à La Résidence Ankerana ( Antananarivo ) le vendredi 7 Mars.

yeahhh ! arahabaina izany e.
Nampidirin'i ikalamako 14 Mar 2008, 15:08Iza no arahabaina mialoha ny reniny sa ny zanany ??? (kay fa dia reniko hany izato izaho...)
Miakara amin'ny toerana ambony ihany ry Noor a.
ikalamako > izy hoa dé tsy gisitra mintsiny e ! misaotra. bambaray ilay arahaba sa ahoana ?
Nampidirin'i tsikisariaka 14 Mar 2008, 15:25Fa aiza ho aiza re ilay itovizanay mianaka e ? andraso hoe dinihiko.... hay, ... hitako...marina izany... ilay ... MITSIKY dia SARIAKA !
lehibe ny ankizy ry neny a :-P
Nampidirin'i simp 14 Mar 2008, 15:53ça c'est tout à fait simp ou lap, ilay comment hoatran'izao
Nampidirin'i ikalamako 14 Mar 2008, 15:58mdrrr be mihitsy zah
eny ry simp a ! marina izany fa tsy misy phrase hafahafa noho izany ngah any e !
Nampidirin'i tsikisariaka 14 Mar 2008, 16:04Dia arahabaina izany Noor é!
Miss Noor mantsy é!
Efa niantso neny sahady i Simp atsy an!
Courage daholo
Nampidirin'i DadaRabe 14 Mar 2008, 16:05io indray i simp fa hanohina an'i tsikisariaka :-P
Nampidirin'i ikalamako 14 Mar 2008, 16:11elah an ! aza be vazivazy hoa fa mba phrase maontina apetraka (loky tanteraka aho kah !)
ngah moa ilehio ilay tatsy r'ikalamako ?
simp > za tsy maninona akory ka ! marina mihitsy hoy aho fa "lehibe ny ankizy" fa io phrase io no tiako tsipihina e ! mahatsiaro ny valin-tenin'i Mamanay fahizay aho fa tsy azo adika eto fa mampihomehy be !
DdRb > mbola tsy nandalo i Noor fa hampitaiko aminy hafatrareo rehetra rehetra ireo fa misaotra.
Nampidirin'i tsikisariaka 14 Mar 2008, 16:21tsy mety lasa ilay nosoratako e
Nampidirin'i simp 14 Mar 2008, 16:23ikalamako,
soa ihany fa mbola kely i Mialy fa hummmm tsy manakivy an'ny reniny ah :)
tsikisariaka,
marina zany e
mananihany fotsiny nge za e.
(tsy fantatra izay ho mpandalo tsin :-P)
DdRb,
Nampidirin'i simp 14 Mar 2008, 16:29omeo an'le tonon-kalo @ le oui wa za ;-)
@ le oui ahoana ry Simp ?
Nampidirin'i DadaRabe 14 Mar 2008, 17:32ha! ay ve eto tsikisariaka e...
Nampidirin'i ikalakely 14 Mar 2008, 18:35tsara tarehy tokoa ny andriambavilanitra ary mety mazava kokoa amiko amizay ny antony tsy hanekenao ny fanalan-jaza!
de mba manomeza kely hanorenana ny fjkm ambohibe e!lol
Nampidirin'i news2dago 14 Mar 2008, 18:46kony an
Dia miarahaba koa Tsiky a! no sady miarahaba an'i Noor! Ho tafakatra @ ambonimbony kokoa e!
Allah akbar hoy ny silamo 'zay! Lehibe Atra!
Nampidirin'i Tokinao 14 Mar 2008, 21:59lasa nitsiky sy sariaka tampoka i simp - hihihi - i simp angaha moa maninona ? mba mi tenter chance miantso an'i neny fotsiny moa o ? dia mangataka tononkalo misy oui, lol.
Nampidirin'i ikalamako 14 Mar 2008, 23:58I Mialy mbola ho ela vao ho lehibebe lasa miss fa en attendant karakarao ny tampi-maso...
ikalakely : izay tsy lasa miss izany tsy koi raha...:-P
simp, tsikisariaka,
Courage daholo :-P
Fa otran'ny fantatro zany valintenin'i maman-dry tsikisariaka zany :-)
Nampidirin'i lap 15 Mar 2008, 02:32...hoe inona hono no hohano ry lap ????
Nampidirin'i ikalamako 15 Mar 2008, 02:34Aoka marina e :-)
Nampidirin'i lap 15 Mar 2008, 02:42