inty aho !

Nampidirin'i tsikisariaka | 16 Jio, 2010

Salama aby ô !

Mandalo miarahaba fotsiny amin'izao ankatoky ny asaramanitra.

Mirary soa


2 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "inty aho !"

  1. samy ho tahian'ny Avo hahatratra sy hankalaza soasoa ny asaramanitra daholo e

    Nampidirin'i ikalamako 19 Jio 2010, 19:19
  2. Maresaka be eto Iarivo. mitohana be ny fifamoivoizana. miasa ihany ny ankamaroany na dia eo aza ireo efa manao fety (...)

    Nampidirin'i Tsiks 21 Jio 2010, 08:34
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article

 This is the ReCaptcha Plugin for Lifetype