Noor, deuxième dauphine.

Nampidirin'i tsikisariaka | 14 Mar, 2008

Tamin'ny 07 mars 2008 tao amin'ny La Résidence Ankerana no nanao ny Fifampiarahaban'ny Tanora Andriandranando.

Nisy ny fifidianana izay ho Andriambavin'ny hatsaran-tarehy ka isan'ny nandray anjara i Noor, vavimatoan'i tsikisariaka, ary dia amin-kafaliana no hizarana aminareo eto izany vokatra izany satria dia izy no voahosotra ho "Deuxième Dauphine". 

Toa izao ny lahatsoratra navoakan'ny www.sobika.com momba azy io :

 09 MARS 2008 : Elections de Miss Andriandranando

07/03/08 : Voici un (petit) reportage sur l'élection de Miss Andriandranando. Les Andriandranando sont une des grandes familles issues de la noblesse malagasy. Ils ont organisé une sympathique soirée de Miss tout a fait honorifique. Une élection qui s'est tenue à La Résidence Ankerana ( Antananarivo ) le vendredi 7 Mars.

 


38 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Noor, deuxième dauphine."

  1. yeahhh ! arahabaina izany e.
    Iza no arahabaina mialoha ny reniny sa ny zanany ??? (kay fa dia reniko hany izato izaho...)
    Miakara amin'ny toerana ambony ihany ry Noor a.

    Nampidirin'i ikalamako 14 Mar 2008, 14:08
  2. ikalamako > izy hoa dé tsy gisitra mintsiny e ! misaotra. bambaray ilay arahaba sa ahoana ?
    Fa aiza ho aiza re ilay itovizanay mianaka e ? andraso hoe dinihiko.... hay, ... hitako...marina izany... ilay ... MITSIKY dia SARIAKA !

    Nampidirin'i tsikisariaka 14 Mar 2008, 14:25
  3. lehibe ny ankizy ry neny a :-P

    Nampidirin'i simp 14 Mar 2008, 14:53
  4. ça c'est tout à fait simp ou lap, ilay comment hoatran'izao
    mdrrr be mihitsy zah

    Nampidirin'i ikalamako 14 Mar 2008, 14:58
  5. eny ry simp a ! marina izany fa tsy misy phrase hafahafa noho izany ngah any e !

    Nampidirin'i tsikisariaka 14 Mar 2008, 15:04
  6. Dia arahabaina izany Noor é!

    Miss Noor mantsy é!

    Efa niantso neny sahady i Simp atsy an!

    Courage daholo

    Nampidirin'i DadaRabe 14 Mar 2008, 15:05
  7. io indray i simp fa hanohina an'i tsikisariaka :-P
    elah an ! aza be vazivazy hoa fa mba phrase maontina apetraka (loky tanteraka aho kah !)

    Nampidirin'i ikalamako 14 Mar 2008, 15:11
  8. ngah moa ilehio ilay tatsy r'ikalamako ?

    simp > za tsy maninona akory ka ! marina mihitsy hoy aho fa "lehibe ny ankizy" fa io phrase io no tiako tsipihina e ! mahatsiaro ny valin-tenin'i Mamanay fahizay aho fa tsy azo adika eto fa mampihomehy be !

    DdRb > mbola tsy nandalo i Noor fa hampitaiko aminy hafatrareo rehetra rehetra ireo fa misaotra.

    Nampidirin'i tsikisariaka 14 Mar 2008, 15:21
  9. ikalamako, manin za :-P tsikisariaka, dia tsy haiko mintsy wa fa d mitsiky wazy za no sady sariaka tampoka be teo e :P tsy tezitra i neny an :) DdRb, omeo tonokolo @ le oui any raim lesy a ;-) Nampidirin'i simp 14 Mar 2008, 15:22
  10. tsy mety lasa ilay nosoratako e

    Nampidirin'i simp 14 Mar 2008, 15:23
  11. ikalamako,
    soa ihany fa mbola kely i Mialy fa hummmm tsy manakivy an'ny reniny ah :)

    tsikisariaka,
    marina zany e
    mananihany fotsiny nge za e.

    (tsy fantatra izay ho mpandalo tsin :-P)

    DdRb,
    omeo an'le tonon-kalo @ le oui wa za ;-)

    Nampidirin'i simp 14 Mar 2008, 15:29
  12. simp > okay okay ! Nampidirin'i tsikisariaka 14 Mar 2008, 15:55
  13. @ le oui ahoana ry Simp ?

    Nampidirin'i DadaRabe 14 Mar 2008, 16:32
  14. ha! ay ve eto tsikisariaka e...
    tsara tarehy tokoa ny andriambavilanitra ary mety mazava kokoa amiko amizay ny antony tsy hanekenao ny fanalan-jaza!

    Nampidirin'i ikalakely 14 Mar 2008, 17:35
  15. de mba manomeza kely hanorenana ny fjkm ambohibe e!lol
    kony an

    Nampidirin'i news2dago 14 Mar 2008, 17:46
  16. Dia miarahaba koa Tsiky a! no sady miarahaba an'i Noor! Ho tafakatra @ ambonimbony kokoa e!

    Allah akbar hoy ny silamo 'zay! Lehibe Atra!

    Nampidirin'i Tokinao 14 Mar 2008, 20:59
  17. lasa nitsiky sy sariaka tampoka i simp - hihihi - i simp angaha moa maninona ? mba mi tenter chance miantso an'i neny fotsiny moa o ? dia mangataka tononkalo misy oui, lol.
    I Mialy mbola ho ela vao ho lehibebe lasa miss fa en attendant karakarao ny tampi-maso...
    ikalakely : izay tsy lasa miss izany tsy koi raha...:-P

    Nampidirin'i ikalamako 14 Mar 2008, 22:58
  18. simp, tsikisariaka,
    Courage daholo :-P

    Fa otran'ny fantatro zany valintenin'i maman-dry tsikisariaka zany :-)

    Nampidirin'i lap 15 Mar 2008, 01:32
  19. ...hoe inona hono no hohano ry lap ????

    Nampidirin'i ikalamako 15 Mar 2008, 01:34
  20. Aoka marina e :-)

    Nampidirin'i lap 15 Mar 2008, 01:42
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article