Noor, deuxième dauphine.
Nampidirin'i tsikisariaka | 14 Mar, 2008Tamin'ny 07 mars 2008 tao amin'ny La Résidence Ankerana no nanao ny Fifampiarahaban'ny Tanora Andriandranando.
Nisy ny fifidianana izay ho Andriambavin'ny hatsaran-tarehy ka isan'ny nandray anjara i Noor, vavimatoan'i tsikisariaka, ary dia amin-kafaliana no hizarana aminareo eto izany vokatra izany satria dia izy no voahosotra ho "Deuxième Dauphine".
Toa izao ny lahatsoratra navoakan'ny www.sobika.com momba azy io :
09 MARS 2008 : Elections de Miss Andriandranando
07/03/08 : Voici un (petit) reportage sur l'élection de Miss Andriandranando. Les Andriandranando sont une des grandes familles issues de la noblesse malagasy. Ils ont organisé une sympathique soirée de Miss tout a fait honorifique. Une élection qui s'est tenue à La Résidence Ankerana ( Antananarivo ) le vendredi 7 Mars.

Noor ? ( نور teny arabo midika hoe "fahazavana" ). Woaow ! Tsara zanaka akia in-dry izany ry Tsikisariaka.
Nampidirin'i lehilahytsyresy 15 Mar 2008, 11:23ikalamako > tsia kosa e,
Nampidirin'i ikalakely 15 Mar 2008, 11:43ikalakely : je blaguais akia a !
Nampidirin'i ikalamako 15 Mar 2008, 13:10tsiks, miala tsiny fa tratran'ilay lamaody atao hoe tagy indry, saingy somary hafakely ny fandehany amin'ity .
Nampidirin'i ikalamako 15 Mar 2008, 18:36jereo ny blaogy.org raha mila fanazavana hihihi :
http://ikalamako.blaogy.org/2008/03/15/tu-donnes-2-et-ca-vaut-1-tag-new-version/
Misôtra daôlo ô ! (za sarotiny amin'ny teny gasy fa dia mba mi-s'amuse an !)
ikalakely > izay tokoa e ? mankasitraka ! Eny mbola eto indray... mivezivezy eo !
Dia... mamy re ny zanaka ka kaliana sy koloina soa a ! Misaotra ny Mpahary nanome.teboka farany ./.
News2dago > re izay fa dia ho hita eo... (ngah toi Andriandranando ?)
Tokinao > misaotra hozy dia izay tokoa e : Allah akbar - hampitaiko ny hafatra ! ity pejy ity mihitsy no haseho azy dia ho hita eo izay tohiny fa misaotra amin'ny anarany sahady aho.
Fa za Tsiks na Tsikisariaka ka ! Namantsika hafa indray i Tsiky.
Simp > ha ha ha, ahoana ilay mi-take a chance tenenin'ikalamako io e ? za ndray mbola te-ho tanora ka raha zaza mitovy habe aleo tsy mifampiantso neny ô, hi hi hi, aleo atao amin'ny fombam-bazaha dia miantso amin'ny anarana. ok ?
ikalamako > misaotra amin'ilay mandamina an ! ié dia ho lehibe haingana i Mialy sady izao izy nge tsy nanao miss fa manana titre ambony be e ! dia hitohy hatrany anie izany e ! mankalaza.
lap > ohatry ny fantatrao ahoana kay ? tohizo hoe hodinihina ? jereo fa efa mabohy ikalamako an ! hi hi hi ! aleo tsy tohizana kanjo fa manjary....
Nampidirin'i tsikisariaka 17 Mar 2008, 07:34ataovy amin'izay ary ilay devoara tagy e !
Nampidirin'i ikalamako 17 Mar 2008, 11:28lehilahylehiretsy > misaotra amin'ny fanazavana, hay "fanazavana" ? soa fa mba tsara ny dikany. Ny namoronako an'iny izany mila fanazavana e ?
Dia ekany tsara zanaka ? vorondolo nitera-boromanga angambany !!!!
ikalamako > hazavao tsara ilay tsia kosa ! raha momba ilay resaka ary ambadika ary dia aleo any amin'ny blaogin'i Sefo ihany tohizana. teboka farany fanindroany indray ilay izy !!! sa ahoana r'ikalakely ? ity mantsy pejy ho an'i Miss Noor e !
ikalamako a ! ka ilay tag mits no mbola tsy nivakiako loha. andraso indray ary !
Nampidirin'i tsiks 17 Mar 2008, 15:30Fahazavana no dikan'ilay Noor amin'ny teny arabo hoy Lehilahylehiretsy. Io indray dia nalaiko avy amin'ny Noro malagasy izay midika hoe "noro" na "madio" :
O ry aiko tsy mba foiko
Zanaky ny fahadiovako
Satry foana hotrotroiko
Ary mandra-pahalovako
........ (OCT 2004)
Izany eo ihany fa tiako ilay fanampin'anarana hoe Noro, be ireo namana nitondra io ary ny niombonan'izy rehetra dia sady mahay no manana endrika ! dia tsy nidify tamin'izay koa ilay Noor-ko. Novaiko fotsiny ny fanoratra azy mba hiavaka. Tsy noeritreretiko ilay arabo na dia hoy aza ilay Rasazy hoe "princesse de Jordanie" (tsy ratsy ka !) fa ilay izy angolaina amin'ny fiteny english no namaritako azy...
Nampidirin'i tsikisariaka 18 Mar 2008, 07:09Dia izay.
waouh !
Nampidirin'i Rhya 20 Mar 2008, 12:57misaotra anareo rehetra rehetra... Efa voaraiko ny hafatra. Mandalo eto amin'i Neny aho izao dia nahita fa kay izy manana namana be dia be mahafinaritra toy izao (samy manana ny feeling-ny). Efa manana blaogy aho fa tsy mbola manam-potoana. Mbola mianatra mafy. "tsy afa-mamaly ny taratasy aho e, mbola sahirana".
Misaotra amin'ny fankasitrahana e !
Tsarà daholo dia tohizo fa mahavariana.
Noor ihany io manana pseudo Rhya io
Nampidirin'i tsiks 20 Mar 2008, 13:01ok zany fa dia hetseho ilay blaogy ry madimozely !
Nampidirin'i ikalamako 21 Mar 2008, 13:34Ohatry ny mora lazaina ilay izy r'ikalamako ! izao mianatra foana tsy misy ikofohana izao no valin-tenin'ikala miss. Zara raha misy hihinanan-kanina hono amin'ny atoandro... zay tokoa moa ?
Nampidirin'i tsiks 25 Mar 2008, 15:19ikalamako > efa tena miezaka ihany aho sady eo i Tsikisariaka mamporisika e ! nefa dia tena tery ny fotoana. Na izany aza efa nitoraka hevitra hafa aho atsy. misaotra.
Nampidirin'i rhya 04 Apr 2008, 11:29