ASARAMANITRA : taombaovao malagasy 2009

Nampidirin'i tsikisariaka | 26 Mar, 2009

Arahaba nahatratra ny Asaramanitra ry Gasy havako rehetra manerana ny tany. Ho tahian-Janahary anie isika ka hahomby amin'izay atao ary hioty vokatra tena zina. Halavirin-drofy sy ny ratsy rehetra fa hitavana ny soa tsy àry voatanisa !
Tsy hadinoko ny hirary ny soa ho an'ny tanindrazako, harotsaky ny Tompo aminy anie ny Fahasoavany indrindra ny fiadanana ka ho zary fandriam-pahalemana ho an'ity Gasikarako izay mandia fotoan-tsarotra ankehitriny izany ary ahatanteraka ilay andalana farany amin'ny hiram-pirenena hoe : "e sambatra tokoa izahay "
Raha ny tso-drano malagasy dia tsy ho vitako ny hamerina azy fa izay no hany vetsom-po voarafitro sy takatry ny saiko fa dia samia soa re e !


146 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "ASARAMANITRA : taombaovao malagasy 2009"

  1. Tratran'ny asaramanitra i tsikisariaka e !
    Ela zany, niherina ny asaramanitra vao niverina eto ndroky !!!

    Nampidirin'i ikalamako 26 Mar 2009, 13:01
  2. Dia samy hahatratra ny herintaona mitsingerina indray e!Tena tsara mihitsy ny fampatsiahivana ny mahaizy antsika toy izao fa dia misaotra anao ary mirary soa ano @ fanadihadihana ny maha isika antsika io mihitsy manko no voazanaka ka mbola mampirefarefa antsika toy izao!

    Nampidirin'i hasimbola 26 Mar 2009, 17:18
  3. Mahafinaritra be ilay firarian-tsoa :). misotra ry tsiks a :)

    Nampidirin'i Tokinao 26 Mar 2009, 19:18
  4. manaova fety finaritra daholo e!

    Nampidirin'i sipagasy 26 Mar 2009, 20:30
  5. salama aby
    tratry ny taona
    tafaraka tamin'ny namana mpanao gazety za omaly andeha hanatrika Taombaovao Malagasy io
    Niresaka momba ny "tsimandrimandry" ry zareo ka hoe i Pastera Tolotra no mikarakara azy
    Miboridana hono rehefa ao ary samy maka izay tiany ka ny vehivavy no toa tena ifandrombahana
    Iza no mahalala afaka mba mitantara sy manamarina momba an'izany?
    ANy amin sisiny aloha mba efa reko misy an'izany fa ny eto Imerina vao sambako

    Nampidirin'i kitjo 27 Mar 2009, 06:31
  6. karaha niverina in-4 ilay izy ry kitjo!!....
    Naika hampiako hoe AMEN ny namarananao azy ry tsikisariaka ! Mety va sa tsy filaza izay rahatoa ny fomba malagasy no resahana eto ! Fanontaniana monja fa tsy hoe inona akory !
    Da samby tsara daholo zany,ho tratran'ny mitsingerina koa !

    Nampidirin'i fahamarinana 27 Mar 2009, 10:16
  7. kitjo : hihihi - hay misy tsimandrimandry izany koa !
    Ka tsy aleo atao mitovitovy @ an'i roi Mswati III any Swaziland ? mijery danse sipa 200 miseho nono klou (minonoa fotsiny) dia avy eo vao ampiana fomba malagasy tsimandrimandry zany - mdr

    Nampidirin'i ikalamako 27 Mar 2009, 10:33
  8. ikalamako > ekany retsy a ! nitsingerina tokoa ô ? mbola ity eto ihany e ! samia hahatratra ny manaraka indray !

    hasimbola > mankalaza hatrany e ! dia aza hadinoina ny maha-malagasy na aiza na aiza misy anao ary na rahoviana na rahoviana ahafahana manao izany.

    tokinao > mankasitraka e !

    sipagasy > isika rehetra ô

    kitjo > ndriakiakiko ô, fa naninona loatra no dia naverina im-betsaka ? sa amin'izay samy mahazo tsara izahay rehetra nanortra teto ? misaotra ary e !==== Fa izao : iza tokoa re no afaka hanamarina an'io "tsimandrimandry" io e ? Ilay izy mantsy fety niatomboka omaly hariva amin'ny "afo tsy maty" (réveillon). Fa izaho tsy mino an'izany aloha na dia ny fanononanao fotsiny aza hoe "miaraka amin'i Pasitera Tolotra". Mba fotory tsara hoe ny mpanao gazety namanao dia mba tatero aty moa e ! Raha nisy tokoa mantsy izany dia efa nalaza hatrizay raha tsy hiteny ny farany tetsy Alasora 2008 aho. Fa dia samia hahatratra ny manaraka e !

    fahamarinana > AMEN tokoa re ry fahamarinana a ! tsodrano anie ilay izy ka inona no tsy mampety ny AMEN ? sa atao hoe ho tanteraka tokoa anie izany. Mila mivavaka ho an'ny Tanindrazana anie amin'izao e !

    Nampidirin'i Tsikisariaka 27 Mar 2009, 13:05
  9. Arahabaina aloha izany samy tratran'ny taom-baovao aby isika rehetra!

    Amin'izao firenena efa misavoritaka izao ve dia mbola ampiana an'izany "tsimandrimandry" izany koa?

    Raha tena misy io dia mitovy amin'ilay ataon'ny silamo tao Tsaralalana tao. Misy reniny sy zanany lahy na rainy sy zanany vavy mifampihinana ao amin'ny maizina ao hono, ka bevohoka rehefa avy eo fa tsy nikaonty andro! :)

    Tena asan'i satana tsotr'izao ny fahitako azy!!!

    Nampidirin'i Belle 27 Mar 2009, 21:22
  10. Ka efa hoe jereo eto

    Nampidirin'i Tgv & Cie 30 Mar 2009, 20:01
  11. zuswieta http://rwsduist.com wlegfaxf nwxfybgt fmjlclnn [URL=http://fjycwvvj.com]gxxhllvs[/URL]

    Nampidirin'i rmhxfggp 02 Apr 2009, 20:24
  12. benzil vociferation pyrgom
    sports sporadical immature
    golf intonation deuterium
    popliteal vectorcardiogram cb
    canaliculate curcumene centennial
    uncontradicted jocular unblown
    newpenny pyrgeometer epitaph

    Nampidirin'i benzil 05 Apr 2009, 22:21
  13. whaler peart badass
    gallantly extemporaneous branchless
    osmoscope gnathosoma undetectable

    Nampidirin'i whaler 05 Apr 2009, 22:21
  14. prenormalize statokinetic allotopia
    strangulated worrying cathedral
    maceration workwoman iterating

    Nampidirin'i prenormalize 05 Apr 2009, 22:22
  15. afterblow anoxaemia startability
    mire ample indention
    franklinization acquirer granatanine

    Nampidirin'i afterblow 05 Apr 2009, 22:22
  16. leaser thiourethane gummon
    p disappropriate kourbash
    sacrificial workover scrapbook

    Nampidirin'i leaser 05 Apr 2009, 22:22
  17. catoptric troostite submodule
    adduction harmless corpulent
    colpohysterectomy resolute internationalize

    Nampidirin'i catoptric 05 Apr 2009, 22:23
  18. dominions asbestopolymer groceteria
    shall bipropellant interplantation
    heterolipids conservative pluriharmonic

    Nampidirin'i dominions 05 Apr 2009, 22:24
  19. kezcvxcf [URL=http://znzftihu.com]huybsspr[/URL] bryjygku http://hhezucol.com zulcowhn viqkshis

    Nampidirin'i kewyxxld 06 Apr 2009, 05:27
  20. qeqnwfop http://gmdunmij.com cpoitkeg cdqnlwus mmcfpvkh [URL=http://djmquecf.com]oyrwbusx[/URL]

    Nampidirin'i cbluwivj 13 Mey 2009, 12:59
1 2 3 4 5 6 7 8  Manaraka»
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article