MISAONA NY JAZZ

Nampidirin'i tsikisariaka | 7 Nov, 2007

Indrisy….

Nilaozan’i Tôty isika. Vahotra ny lela manoloana izao fahabangana izao, tsy manan-kolazaina aho fa torotoro fo.

Mankahery ny fianakaviany ny tenako ary miombom-pahoriana amin’ny rehetra.

Handry am-piadanana anie i Tôty ary ho ela velona ny fahatsiarovana azy.


45 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "MISAONA NY JAZZ"

  1. oups, mbola tsy vita ny inventaire-n'ny artiste ao izao !!!
    Miara-ory.

    Nampidirin'i ikalamako 07 Nov 2007, 09:28
  2. Eny iky.

    Nampidirin'i tsikisariaka 07 Nov 2007, 09:38
  3. Tsy ny Jazz ihany no misaona ka.
    Miombon'alahelo @ rehetra.

    Nampidirin'i Kwasi 07 Nov 2007, 14:54
  4. loza koa zany ko samy mahereza fa za zao sendra nandalo de namaky ka gaga ihany fa nga narary ono izy iny

    Nampidirin'i soa 07 Nov 2007, 16:05
  5. Dia tena tampoka tsy nampoizina koa izy izany! ny gazety mbola eo ampitenenana ny filany famonjena!

    Nampidirin'i jentilisa 07 Nov 2007, 16:12
  6. Mirary fiononana ho an'ny fianankaviana sy ny mpankafy rehetra !

    fiainana ...

    Nampidirin'i pissoa 07 Nov 2007, 17:15
  7. Mitondra teny fampiononana ho an'ny fianakavianay.
    HO tahiana anie ny fahatsiarovana azy !

    DdRb

    Nampidirin'i DadaRabe 07 Nov 2007, 19:00
  8. lasa i Toty????
    ndry...nefa mba fantatro izy iny no sady nahay mozika tokoa.
    mamangy sy mampionona ny fianakaviany izany.

    Nampidirin'i dailynews 07 Nov 2007, 21:32
  9. Ny jazz no tena nahafantarana azy fa ny tontolon'ny kanto no very olo-manga ary ny fianakaviany no tompom-pahoriana voalohany. Koa tolorana fampiononana avokoa izay rehetra mangirifiry amin'izao fahalasanany izao.
    Ny fahafatesana dia tonga tampoka foana fa izy kosa efa narary ihany.
    Jereo ange ilay adikako atsy e !

    Nampidirin'i Tsikisariaka 08 Nov 2007, 08:16
  10. lahatra sy anjara daholo e. Efa voasoatrata hoy ny mpino...

    Nampidirin'i mpandalo 08 Nov 2007, 09:25
  11. izay indrindra ary samy hopaohiny daholo isika fa tombon-dàlana ny an'izay lasa aloha.Izay ilaozana no manetsetra fa izay lasa nahavita ny hazakazany e !

    Nampidirin'i tsikisariaka 08 Nov 2007, 09:29
  12. miarahaba ny rehetra, ianao moa nametraka ny adresy site-nao tao amin'ny livre d'or http://harisoar.free.fr ka dia nandalo aho nijery ary gaga namaky ny fahalasanan'i Tôty, tsy hita moa izy ty fa dia fiainana daholo, isika olona mandalo fotsiny eto an-tany fa dia mampionona sy mankahery ny fianakaviany.

    Nampidirin'i Malala 08 Nov 2007, 18:04
  13. Eny. Ary tena soa ihany kay ny fisian'itony karazan-tserasera itony fa misy anie olona tsy mahalala n'inon'inona mihitsy e ! dia mba miezaka aho fa nomena fitaovana eto am-pelan-tànako. Ka ny tena ao natin'ny tontolo kanto dia izay no antony hoe artista matetika no voaresaka.

    Nampidirin'i Tsikisariaka 10 Nov 2007, 07:58
  14. order amoxil - amoxil online , http://buyamoxildirectly.com/#axlxt order amoxil

    Nampidirin'i papCoequeno 26 Mar 2013, 01:28
  15. levitra without prescription - levitra online , http://genericlevitraednow.com/#qzjdg generic levitra

    Nampidirin'i lerseLynccils 26 Apr 2013, 00:46
  16. order levitra 10 mg - purchase levitra 40 mg online , http://genericlevitragetnow.com/#kveza purchase levitra 20 mg online

    Nampidirin'i NoloJounk 03 Jio 2013, 10:35
  17. okyasulo eqeehqo http://ueyinujayvazet.com/

    Nampidirin'i isujfipolobwi 03 Nov 2013, 18:44
1 2 3  Manaraka»
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article